|
|
|
|

Entry1  kobaka am-bava
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  kobaka, vava
All compound words 
Explanations in French  6  [1.3] paroles flatteuses, adulation
Examples  7  [2.298] Ary ny kabary sasany, dia zary kobaka am-bava na rendrarendra foana.
8  [2.470] Eny e, ny vola aman-karena tokoa no mahaolona, ary tsy lainga na kobaka am-bava fotsiny fa tena vonona ny hampiadana azy rehetra tokoa Ravokatra.

Updated on 2025/08/10